| Entrée | 1 mandrivirivy | 
| Radical | 2 rivirivy | 
| Partie du discours | 3 verbe actif ou adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Enti-milaza ny kapoka, tehamaina mafy sady betsaka, sesilany: Kapoka mandrivirivy no nafitsok' i rainy azy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be thrown in large numbers, as stones [1.7] | 
| Explications en français | 6   être lancé ou tomber en grand nombre, comme des cailloux [1.8] | 
| Exemples | 7   Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara.
[2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |