|
|
|
|

Teny iditra1 mandrohy
Fototeny  2rohy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamatotra mafy: Mandrohy lakana.
5Misambotra (omby) amin' ny fanipazana tady handringotra sy hamatotra ny lohany na ny tandrony na ny tongony: Kinga erý Rakoto raha handrohy omby. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to tie up tightly, to hog tie. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7attacher fortement. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 mandrohy, 14 mihandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02