Entrée (1/3) | 1 rohy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] tady, kofehy [Sihanaka]
4 [1.1] Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataovy rohy foza izay mpangalatra tratra Fatotra: Ratsy rohy angamba ilay omby matoa afa-nandositra |
Explications en anglais |
5 [1.7] a cord used for binding |
Explications en français |
6 [1.8] attache, lien |
Exemples |
7 [2.643] Ny rohy dia fisamborana omby masiaka amin' ny tadivavarana.
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/3) | 28 rohy |
Partie du discours | 29 nom |
Explications en malgache |
30 [1.78] omby voafatotra mba hoterena [Taisaka]
31 [1.1] Zanak' omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso [Tsimihety] |
Entrée (3/3) | 32 ROHY |
Partie du discours | 33 nom (acronyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
34 [3.1] Rindran' ny Olom-pirenena Hiarovana ny Iaraha-manana |
Anagrammes | 35 Hori, 36 Hory, hory, 37 rohy, ROHY |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |