| Entrée | 1 manebiheby |
| Radical | 2 hebiheby |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manetsiketsika, manofa, manopakopaka mba hampijanona: Nanebiheby ny fiarakodianay tamin' ny tanany izy Mampikorontana, manelingelina: Manebiheby ny saiko ny fanahiana ny fanadinana [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|