| Entrée | 1 manendrika | 
| Radical | 2 endrika | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mety tsara amy...: Manendrika azy iny akanjo iny Mifanaraka: Manendrika ny fahaizany ny zavatra vitany [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to adorn, to embellish; to be suitable in appearance for a person or condition [1.7] | 
| Explications en français | 6   embellir; convenir à; être en rapport avec la dignité de [1.8] | 
| Exemples | 7   ny lohasaha tsy manana hatsaran-tarehy intsony, fa lasa ny vary nanendrika sy nandravaka azy, ary ny hazo koa niantomboka mena ravina.
[2.324] 8 manendrika ny vozonao ireo rado. [2.996] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 mitomany randrana manendrika ny sasany | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 14 manendraky, 15 manendrika | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |