Entrée |
manerana
(erana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mahahenika velaran-toerana iray: Efa manerana ny Nosy ve izao ny fahaizana mamaky teny sy manoratra? [1.1]
|
Explications en anglais | To fill, to pervade [1.7]
|
Explications en français | Remplir, être dans toute l'étendue de [1.8]
|
Exemples | Manerana ny tany rehetra ny fitsarany.
[2.996]
|
Morphologie |
Présent : |
manerana |
Passé : |
nanerana |
Futur : |
hanerana |
|
|
Entrée |
manerana
(serana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandalo eo anoloan' olona: Tsy fanao ny manerana vao manao mbay lalana [1.1]
|
Morphologie |
Présent : |
manerana |
Passé : |
nanerana |
Futur : |
hanerana |
Impératif : |
maneràna |
|
|
Entrée |
maneràna
(serana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manerana
|
Explications en malgache | [1.1]
|
|