| Entrée (1/2) | 1 mangaro | 
| Radical | 2 haro | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   mampifangaro [Taisaka]
 [1.78] 5 Mamadibadika zavatra mba hifangaro tsara ny ao anatiny: Tsy mahay mangaro vary koa ianao izany! Mampitambatra: Mahay sary aho fa tsy mahay mangaro loko Mamaho [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   to mix [1.2, 1.7] 7 to mingle, to jumble up. [1.2] 8 to stir [1.7] | 
| Explications en français | 9   mélanger, remuer [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (2/2) | 14 mangaro | 
| Radical | 15 haro | 
| Partie du discours | 16 verbe actif | 
| Explications en malgache | 17   mihady [Taisaka]
 [1.78] | 
| Anagrammes | 18 Magrona, 19 mangaro, 20 moranga | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |