Entrée | 1 mangetaheta |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 hetaheta |
Explications en malgache |
4 [1.1] Maimay hisotro, te hisotro mafy: Mahafinaritra raha mangetaheta ka sendra rano madio mangalahala Maniry mafy hahazo, mitsiriritra lava tsy mety afa-po: Mangetaheta voninahitra Rangahy io |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be thirsty, ardently desirous |
Explications en français |
6 [1.8] avoir soif |
Exemples |
7 [2.529#] Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo.
8 [2.285#] Firenena tia vavaka ny Malagasy, ary mangetaheta fahalalana sy fahendrena. 9 [2.69#] Marary izy any, tsaboy, Raha noana izy any, fahano, mangetaheta izy any, ampisotroy. |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot mangetaheta |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |