| Entrée | 1 mangetrika | 
| Radical | 2 hetrika | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka Midanika izaitsizy: Mangetrika izany ny hafanana Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetrika ny lazan' io mpitari-tafiha io [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 8 manetriketrika, mangetriketrika | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |