| Entrée | 1 mangingina | 
| Radical | 2 gingina | 
| Partie du discours | 3 adjectif ou adverbe | 
| Explications en malgache | 4   Tsy andrenesana tabataba: Mangingina ny tanàna fa fotoana fakan' ny mpianatra andro izao Mandeha, mitoetra, mitokana irery: Mijanòna re fa mangingina ny zandrinao Tsy fantatr' olona: Mbola zavatra mangingina izany fa aza aely Irery, manokana: Efa niresahako mangingina momba izany izy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   solitary. Used of uninhabited or secret places [1.2] 6 silent, solitary; secret; in secret [1.7] | 
| Explications en français | 7   silencieux; solitaire; secret, en secret [1.8] | 
| Exemples | 8   Teny am-pandihizana, taoanatin' ny horakoraky ny lanonana, no nahafahanay niresaka mangingina:
[2.471] 9 Ka izao no natao ny nalaina izy 7 lahy, nalaina mangingina, dia nanirahana olona mangingina: [2.48] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |