| Entrée (1/2) | 1 manila | 
| Radical | 2 ila | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mametraka ery an-tsisintsisiny: Lasa nanila ilay vatan-kazo nibahana teo afovoan-dalana izy sao mandratra Mamely, mihinana ny ilany: Nanija ny mofo ny voalavo / Manila izany orana izany Mitoetra, mijoro eo akaiky, mandalo eo akaiky: Manilany azy ny tanimbarinay ka izany no mahatonga anay hiady rano. / Soa ihany fa nanila ny tanimbolintsika ny havandra [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to pass on one side. Chiefly applied to the rain. [1.2] | 
| Exemples | 6   Ny ankabeazan'ireo fanafody manila fanaintainana, sy ny steroid rehetra
[2.424#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 2 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (2/2) | 12 manilà | 
| Radical | 13 ila | 
| Partie du discours | 14 impératif du verbe actif manila [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 15   [1.1] | 
| Explications en français | 16   [1.3] | 
| Anagrammes | 17 lamina, 18 malany, 19 malìna, malina, 20 manaly, 21 manilà, manila | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |