|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manimba
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  simba
Explications en malgache  4  [1.1] Manisy fahavoazana: Manimba ny voninkazo ny rivotra ~ Ny fana fintohinana manimba ny fanahin' ny namana
Mahatonga tsy ho tian' ny olona manaratsy tany: Manimba ahy eo amin' ny tany ama-monina izany ampanaovinao ahy izany
Misakantsakana ny fahombiazana: Mety hanimba ny fandehan' ny raharahantsika ny fijanonan' io olona io eto
Explications en français  5  [1.13] endommager, dégrader, détruire
Exemples  6  [2.470] ny bibikely tonga ho azy amin' ny tanimboly, manimba voatabia sy mihinana ny anana ho toy ny dantelina!
7  [2.472] manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana.
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot manimba

Entrée (2/3)14  manimba
Partie du discours  15  adjectif
Radical  16  simba
Explications en français  17  [1.13] nocif

Entrée (3/3)18  manim
Partie du discours  19  impératif du verbe actif manimba [Liste complète]
Radical  20  simba
Explications en malgache  21  [1.1]
Explications en français  22  [1.3]

Anagrammes  23 mambañy, 24 manamby, mañamby, 25 manimba, manimbà

Mis à jour le 2025/09/12