|
|
|
|

Entrée (1/2)1  maninana
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  inana
Explications en malgache  4  [1.1] Miezaka hanao mihoatra noho..., miezaka hampiseho fahaizana na tanjaka mihoatra noho...: Naninana ahy ianao ka hampisehoako ny tanjako
Mifampitaha: Iza no sahy maninana an' Andriamanitra?
Mihaika
Explications en anglais  5  [1.2] to defy, to challenge
Exemples  6  [2.472] - maninana mpiasam-panjakana ialahy!
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)12  maninàna
Partie du discours  13  impératif du verbe actif maninana [Liste complète]
Radical  14  inana
Explications en malgache  15  [1.1]
Explications en français  16  [1.3]

Anagrammes  17 manañina, 18 maninana, maninàna

Mis à jour le 2025/09/13