| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 manjahana | 
| Fototeny | 2zahana | 
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 enti-milaza ny akohovavy tsy mety mikotrika ny atody nalatsany [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 qui refuse de couver [1.3#866] | 
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io | 
| Teny iditra (2/2) | 7 manjahana | 
| Fototeny | 8zahana | 
| Sokajin-teny | 9 mpamaritra | 
| Fitokoavana | 
10maty [1.1] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
11 diso fanantenana, mangaihay: Nanjahana (na nanjahatra) foana tao Ibalita nony latsaka tao am-pantsakana ilay vola ariary efatra vao nomen-dreniny azy [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
12 privé, frustré, qui n'obtient rien [1.3#866] 13 être frustré (haihay) [1.54]  | 
| Tovy hevitra | 14manjahatra | 
| Fivaditsoratra | 15 hamanjana, 16 mananjaha, 17 manjahana, 18 manjanaha | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |