| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : manjahana
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Izay manjahana no mipapapapa, ary ny lany atody mikoràka.  [2.558 #1507]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Vantotr' akoho manatody : ela niribaribana ka hikotrika ; kanjo tsy hikotrika indray, fa hanjahana.  [2.415 #5942, 2.653 #3609, 2.558]
 | 
| Dikanteny frantsay | Jeune poule qui pond : elle a eu longtemps, la démarche traînante, aussi croit-on qu' elle va couver ; mais hélas ! elle ne couve pas, elle refuse de couver.  [2.415 #5942]
 | 
| Fanazavana frantsay | Se disait des espérances déçues.  [2.415 #5942]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |