| Entrée | 1 manjopiaka | 
| Radical | 2 jopiaka | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopiaka ireo vakana ireo (maso) Jambena: Manjopiaka ny maso raha mijery masoandro [1.1#465] 5 Manjelatra miserana: Mba fotsy manjopiaka itỳ rahona avy itỳ! [1.1#628] | 
| Explications en anglais | 6   to shine, to be brilliant; to be dazzled (of the eyes) [1.7] | 
| Explications en français | 7   briller, être éblouissant; être ébloui [1.8] | 
| Exemples | 8   tany mazefatra sy milondolondo, noho ny bongo mitomandavana sy vorivory loha, noho ny ahimaitso mivoaly mainty midadasika, noho ny hazo midoroboka bontolontolo, - amin' ny kintana arivoarivo manjopiaka, moa va tsy enton' ny alina te-handravaka ny lanitra.
[2.470#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 fotsy manjopiaka | 
| Synonymes | 13 manjopelaka, manjopelana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |