| Entrée | 1 mankamin' ny |
| Mots élémentaires | 2 mankamy, 3 ny |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en anglais |
5 to go to a place [1.7] |
| Explications en français |
6 aller à ... [1.8] |
| Exemples |
7 mankamin' ny seranana rehetra
[2.366#137]
8 Dia nifindra nankamin' ny Mathilde izahay [2.366#210] 9 Dia nentiny izahay hankamin' ny tranon'i Sir Henry Barkely Governora ao Morisy [2.366#215] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|