| Entrée | 1 mankatelina | 
| Radical | 2 telina | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mandray na manaiky amim-pahafaham-po: Mankatelina izao fandraisanareo izao aho [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to swallow; to approve; to express thanks for [1.7] | 
| Explications en français | 6   approuver [1.3#693, 1.8] 7 agréer, approuver avec satisfaction [1.3#693] 8 apprécier; témoigner sa reconnaissance [1.8] | 
| Exemples | 9   mankatelina, leirainy, hoy ny Andriana ravoravo, Tena volamena ialahy, fa tsy ny korantimà
[2.1022#] 10 mankatelina indrindra koa ny tenanay ny R-P Razafintsalama Adolphe, ray aman-dreny sady ara-tsaina no ara-panahy, izay nanaiky hamaky ny boky sy hanao teny fanolorana. [2.606#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |