| Entrée (1/2) | 1 mankatò | 
| Radical | 2 to | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manao ho tsara, mihevitra ho mety, mankasitraka: Tsy mankatò ny hevitrao rehetra aho Manaiky: Nankatò ny fitsipika nataon' ny fokonolona ny Fanjakana [1.1] | 
| Explications en français | 5   accepter, tenir pour vrai, agréer, approuver, obéir à, accomplir [1.3] | 
| Exemples | 6   Raha tsy mangalatra ny ankabeazan' olona, noho izy mankatò ny Didy Folo ve sa noho izy matahotra ny higadra?
[2.4] 7 Afa-tsy izany, ny miaramila, ny mpiasam-panjakana, mankatò azy daholo na dia be Gasy aza amin' izany rehetra izany. [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (2/2) | 12 mankato | 
| Radical | 13 ato | 
| Partie du discours | 14 verbe actif | 
| Explications en français | 15   aller à, conduire à [1.3] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 19 mankatò, mankato, 20 montaka | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |