Entrée (1/2) | 1 manodidina |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 hodidina |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Entina manodidina ny fahitra ny zaza rehefa mivoaka itany Mamaritra ny sisiny ivelany rehetra: Misy tamboho boribory manodidinany tanànanay Manao sokera, manarona: Efa manodidina ny tanàna ny fahavalo Miolikolika, misafelika: Nanodidina aloha izy vao namantana niteny ny raharaha nalehany |
Explications en anglais |
5 [1.7] to surround; to go around |
Explications en français |
6 [1.8] entourer; faire le tour |
Exemples |
7 [2.324] Rehefa hariva ny andro, dia ny nikajakaja ny sakafo no nataony, ka miramirana izy rehetra manodidina ny afo.
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/2) | 20 manodidìna |
Partie du discours | 21 impératif du verbe actif manodidina [Liste complète] |
Radical | 22 hodidina |
Explications en malgache |
23 [1.1] |
Anagrammes | 24 manodidina, manodidìna |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |