Entrée (1/5) | 1 manodina |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 hodina |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mahatonga hihodina: Iza no nanodina ity milina ity Mampiova: Nisy nanodina ny lohan' ity tovolahy ity Manasitily: Manodina divay ho toaka |
Explications en anglais |
5 [1.7] to turn |
Explications en français |
6 [1.8] tourner, faire tourner comme une manivelle, une roue, etc |
Exemples |
7 [2.332] Injay fa mitefotefoka ny milina manodina azy.
8 [2.366] Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. |
Morphologie |
|
Entrée (2/5) | 13 manodina |
Partie du discours | 14 verbe actif |
Radical | 15 odina |
Explications en français |
16 [1.3#457] faire révolter |
Exemples |
17 [2.356] Fa toa mora ihany indraindray ny manodina ny sain' ny vahoaka!
|
Morphologie |
|
Synonymes | 22 mampiodina |
Entrée (3/5) | 23 manodìna |
Partie du discours | 24 impératif du verbe actif manodina [Liste complète] |
Radical | 25 hodina |
Explications en malgache |
26 [1.1] |
Explications en français |
27 [1.3#457] |
Entrée (4/5) | 28 manodìna |
Partie du discours | 29 impératif du verbe actif manodina [Liste complète] |
Radical | 30 odina |
Explications en malgache |
31 [1.1] |
Explications en français |
32 [1.3#457] |
Synonymes | 33 mampiodina, mampiodina, mampiodìna |
Entrée (5/5) | 34 mañodina |
Partie du discours | 35 verbe actif |
Explications en malgache |
36 [1.78] manimba [Tambahoaka]
|
Anagrammes | 37 amandino, 38 andamino, 39 manadino, 40 mandaoñy, 41 manindao, 42 mañodina, manodìna, manodina, 43 manondia, 44 miondàna, miondana |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |