| Entrée (1/2) | 1 manohoka | 
| Radical | 2 tohoka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manisy fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona: Tokony efa hanohoka tanimbary isika izao Manisy kitay betsaka miavovona eo am-patana [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (2/2) | 9 manohoka | 
| Radical | 10 hohoka | 
| Partie du discours | 11 verbe actif | 
| Explications en malgache | 12   Mametra-javatra ka ny vavany no atao ambany: Manohoka vilany Mandentika ao anatin'ny fahoriana Mamono zaza amin'ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Nanohoka ny zanany nolazaina ho ratsy vintana ny olona taloha [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |