Entrée | 1 manolokolo |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 kolokolo |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mikarakara fatratra, manao izay hahasoa lalandava: Aza hadinoina ny manolokolo ireto voninkazo ireto mandritra ny tsy maha-eto ahy |
Explications en anglais |
5 [1.7] to treat with special care, to cherish |
Explications en français |
6 [1.8] prendre soin de; chérir |
Exemples |
7 [2.470] Ifarimbonan' izy mianakavy ireny ka eny an-tsaha eny no ahitana azy rehetra manolokolo ny voliny.
|
Morphologie |
|
Synonymes | 12 manakolokolo |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |