| Entrée (1/2) | 1 manondrotra | 
| Radical | 2 tondrotra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manatodika Manolaka (hadisoana) Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (2/2) | 9 manondrotra | 
| Radical | 10 sondrotra | 
| Partie du discours | 11 verbe actif | 
| Explications en malgache | 12   Mampakatra na manainga ho ambony, amin' ny hevitra arabakiteny na an' ohatra: Hanondrotra ny tranonay izahay amin' ny ririnina ho avy ~ Ny fanjakana no nanondrotra azy ho amin' izany toerana izany [1.1] | 
| Exemples | 13   bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany.
[2.470] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |