| Entrée (1/2) | 1 manongona | 
| Radical | 2 songona | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mihoatra ny hafa mifaninana amin' ny tena: Tsy nisy nanongona ny soavaliko ka lasany ny voalohany Misosoka mihoatra ny hafa, maka toeran' olona ho an' ny tena: Nahongona azy Rabe rahalahiny tamin' ny fanadinana Manome vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Manongom-barotra [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 9 manongom-barotra | 
| Synonymes | 10 misongona | 
| Entrée (2/2) | 11 manongòna | 
| Radical | 12 songona | 
| Partie du discours | 13 impératif du verbe actif manongona [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 14   [1.1] | 
| Explications en français | 15   [1.3] | 
| Anagrammes | 16 manongona, manongòna | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |