| Entrée (1/3) | 1 manonona |
| Radical | 2 tonona |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manambara amin' ny feo: Tsy hain' Isambilo ny manonona ny hoe "tsa" Milaza (anaran' olona): Aza fady, tompoko, fa nanonona ny anaranao aho Milaza (anaram-bola): Nanonona telo arivo Rakoto tamin' ny vokatra [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to pronounce, to speak a name [1.7] |
| Explications en français |
6 prononcer [1.8, 1.5] 7 dire le nom de quelqu'un [1.8] 8 dire le nom [1.5] |
| Exemples |
9 Nisaotra ny olona rehetra namaly ny fiantsoana izy, ary nanonona anarana sy nampiseho tsirairay ireo olona rehetra teo akaikiny.
[2.472]
10 Ary ny olona aty Merina kosa manonona ireo andro 7 ireo hoe: [2.48] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/3) | 15 manonona |
| Radical | 16 onona |
| Partie du discours | 17 verbe actif |
| Explications en malgache |
18 Manony, manaketraka, mampitony, manalefaka: Manonona ny alahalo [1.1] |
| Explications en français |
19 calmer, apaiser [1.3] |
| Morphologie |
|
| Entrée (3/3) | 24 manonòna |
| Partie du discours | 25 impératif du verbe actif manonona [Liste complète] |
| Explications en malgache |
26 [1.1] |
| Explications en français |
27 [1.3] |
| Anagrammes | 28 manonona, manonòna |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|