Entrée | 1 manontanintany |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 ontanintany |
Exemples |
4 [2.324] Tsy tafandry ny sainy ka lasa nanontanintany ny olona teo akaikiny
5 [2.558#14] Aleo manontanintany foana ihomehezana, toy izay manaonao foana ho tezerana 6 [2.643#112] Raha ity moa ka ao izy fa atahorany hanontanintany azy ny amin' ny ombin' Ingahy sisa aty aho ka hodiany tsy fantatra? |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 10 manontanitany |
Mis à jour le 2025/09/10 |
![]() |