| Entrée | 1 manoritsoritra | 
| Radical | 2 soritsoritra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en français | 4   décrire d'une façon sommaire, décrire sommairement [1.13] | 
| Exemples | 5   Nefa ilaina ny manoritsoritra ny foto-dresaka mba hitarihana ny saina, ka tsy hampivaona azy amin'izay tanjona kendrena.
[2.606#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |