| Entrée | 1 manosihosy | 
| Radical | 2 hosihosy | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manao tsinontsinona manimbazimba: Aza manosihosy ny nahitanao soa [1.1] | 
| Exemples | 5   Aza manosihosy ny malahelo, saingy malahelo izy;
[2.996#] 6 Aza manosy ray aman-dreny (Ne manquez pas d'égards envers vos parents) [1.3#270] 7 Isika ihany no toa finaritra mitsipaka sy manosihosy izay mba hanitra nentin-dRazana ho eto mba hahamendrika olona antsika. [2.245#] 8 Tsy mba manaja Andriamanjaka, tsy mba manao "tsara hiany " Andriana, ary tsy misaotra Andriana, fa manosihosy Andriamanjaka. [2.654#] | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |