| Entrée (1/2) | 1 manozona | 
| Radical | 2 ozona | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Maniry ratsy ny hafa: Nanozona ilay lamina tsy nandray azy izy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to curse [1.7] | 
| Explications en français | 6   maudire [1.8] | 
| Exemples | 7   Ary izay manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa.
[2.996] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (2/2) | 12 manozòna | 
| Radical | 13 ozona | 
| Partie du discours | 14 impératif du verbe actif manozona [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 15   [1.1] | 
| Explications en français | 16   [1.3] | 
| Anagrammes | 17 manozòna, manozona | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |