| Entrée | 1 marainakoa | 
| Mots élémentaires | 2 maraina, 3 koa | 
| Partie du discours | 4 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 5   maraina be alohan' ny fiposahan' ny masoandro [1.1] | 
| Explications en français | 6   avant le lever du soleil [1.3, 2.415#6570] 7 de grand matin [2.415#6570] | 
| Exemples | 8   Vao maraina koa dia injao midobodoboka amin' ny fitotoam-bary sy koba izy dahy avy.
[2.470] 9 2 Nifoha vao maraina koa izahay tamin' iny andro iny, fa hamboly voanjo. [2.472] 10 Ary nony maraina koa, dia maka rano mahery amy ny tany fanalany rano mahery. [2.48] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |