| Entrée | 1 maredona | 
| Radical | 2 redona | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en français | 4   qui retentit bien, sonore, chantant [1.3] | 
| Exemples | 5   Feno ny trano ary maredona ery ny hira ataon' ny mpiangona.
[2.470] 6 Injany misy hira sakalava maredona valabalaka miampita eny amin'ny sofin'ny fokonolona. [2.895] | 
| Vocabulaire | 7 Son | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |