| Entrée | 1 marikoditra | 
| Mots élémentaires | 2 marika, 3 hoditra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   (mari-koditra) ilazana ny olona mangatsiaka ka mangovingovitra hila hanavy; mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo [1.1] 6 mihorin-koditra noho ny hatsiaka [1.62] | 
| Exemples | 7   Tsy marary tsy marikoditra ny zanany.
[2.470#] 8 Mitotofa re bodofotsy, raha marikoditra fa mbola sahirana aho. [2.285#] | 
| Vocabulaire | 9 Santé | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |