| Entrée (1/4) | 1 marina | 
| Radical | 2 arina | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavoan-tany marina lahy ianao Ilazana toe-javatra mifanaraka amin' ny tena izy, tsy diso: Marina fa roa ampiana roa efatra Ilazana toetran' olona tsy mamitaka, tsy mandainga, manaraka ny rariny sy ny hitsiny: Mpampiasa marina Rabe fa omeny karama mifanentana amin' ny asa ataony avy ny mpiasa ao aminy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   level; true; just, right [1.2, 1.7] | 
| Explications en français | 6   de niveau; juste, vrai [1.3#434, 1.8] 7 d'aplomb, droit [1.3#434] 8 aplani, mis de niveau [1.196] | 
| Exemples | 9   Tsy hita ihany izy ity izay marina
[2.4] 10 marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo [2.470] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 27 31 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 28 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/4) | 29 marìna | 
| Radical | 30 arina | 
| Partie du discours | 31 impératif de l'adjectif marina [Liste complète] | 
| Autres orthographes | 32 marena | 
| Entrée (3/4) | 33 mariña | 
| Partie du discours | 34 adjectif | 
| Explications en malgache | 35   hendry, mipetraka tsara [Tanala]
 [1.78] | 
| Entrée (4/4) | 36 marina | 
| Partie du discours | 37 nom | 
| Explications en français | 38   Acalypha spachiana Baill. (Euphorbiaceae). Arbuste dont le sommet est souvent plat, comme s'il avait été taillé. [Merina, Betsileo]
 [1.196] | 
| Vocabulaire | 39 Botanique | 
| Nom scientifique | 
 | 
| Anagrammes | 40 mañary, manary, 41 manira, manirà, 42 mariña, marìna, marina, 43 mirana | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |