| Entrée | 1 marolongo | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazam-bibilava hafa kely fa maromaro izy no miray lavaka ka raha misy mamono ny iray aminy dia mivoaka daholo izy rehetra manaraka an' ilay namono ny namany; somary volombatolalaka, misoratra fotsy ny volony. (Anarany hafa: Marorazana na Maroandavaka) [1.1] | 
| Explications en français | 4   nom d'une espèce de serpent. [Tankarana]
 [1.19] | 
| Vocabulaire | 5 Zoologie: reptiles, amphibiens | 
| Synonymes | 6 marorazana, maroandavaka | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |