| Entrée | 1 maseva | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Korintsana natao tamin' ny kitapo kely madinika norarina izay natambatra nofehezina ka entina mandihy: mikorintsana aoka izany izy rehefa manao fihetsehana ny tanana na ny tongotra, (Misy koa aza ahodidina ny andilana toy ny fehikibo) [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |