| Entrée | 1 masoivoho | 
| Mots élémentaires | 2 maso, 3 ivoho | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Solontenam-pikambanana na fanjakana any an-tany hafa; solontena mahatapaka any amin' ny toerana hafa: Rakotono masoivohon' ny fihambanam-barotray any Mojanga [1.1] 6 misolo fikambanana na firenena iray any ivelan'ny foibe [1.13] | 
| Explications en français | 7   un représentant, un agent [1.3] 8 les représentants du souverain, comme les yeux dont il se sert pour voir ce qui se passe derrière lui [2.415] 9 représentant, succursale, agence, ambassadeur [1.13] | 
| Exemples | 10   Ekena ny hisiana masoivoho britanika honina ao amin' ny renivohitra.
[2.508#] 11 hasiana kaonsily avy any amin' ny tanin' ny roa tonta ary koa masoivoho ao Antananarivo; [2.366#] | 
| Analogues | 12 andrianjahonoany, andrianjahonoany | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |