| Entrée | 1 mateza | 
| Radical | 2 teza | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Maharitra ela vao simba: Mateza itý akanjonao itý fa mbola tsy teraka akory ilay faralahiko no hitako efa nartaovanao izy ity [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   durable [1.7] | 
| Explications en français | 6   qui dure [1.8] | 
| Exemples | 7   Ireo mpikarama amin' ny fisoronana afon-tsiramamy, hono, araka ny filazan' ny olona, dia tsy mateza aina loatra:
[2.470] | 
| Tous les mots composés | 8 5 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |