| Entrée | 1 medameda | 
| Radical | 2 meda | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Medameda izy amin' izay ataony rehetra Mimeda, mitaredretra, mitsiredretra, milasilasy, mitaraikiraiky, mitavozavoza, mitahontahona, mitaveravera, mikisinkisina [1.1] | 
| Explications en français | 5   (peu usité) lent, lambin [1.3] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 9 meda | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |