Entrée | 1 menavazana |
Mots élémentaires | 2 mena, 3 vazana |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 Efa ela nanaovana, tranainy: Ireny efa mpampianatra menavazana Olona nanao raharaha miaramila taloha. Miaramila efa napetraka nefa naverina indray hifidianana ny mbola tokony ho volon' ny miaramila ihany: Nantsoina hivory daholo ny menavazana fa misy fiheverana ny vola fanampiana azy [1.1] |
Explications en anglais |
6 old soldiers [1.7] |
Explications en français |
7 anciens combattants, vétérans [1.8] |
Exemples |
8 Voantso torak' izany koa I Day, Rasamy ary Parany, samy menavazana daholo ary samy avy ao Marovato.
[2.472]
|
Tous les mots composés |
|
Analogues | 10 bekotromaroholatra |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |