| Entrée | 1 menavazana | 
| Mots élémentaires | 2 mena, 3 vazana | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Efa ela nanaovana, tranainy: Ireny efa mpampianatra menavazana Olona nanao raharaha miaramila taloha. Miaramila efa napetraka nefa naverina indray hifidianana ny mbola tokony ho volon' ny miaramila ihany: Nantsoina hivory daholo ny menavazana fa misy fiheverana ny vola fanampiana azy [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   old soldiers [1.7] | 
| Explications en français | 7   anciens combattants, vétérans [1.8] | 
| Exemples | 8   Voantso torak' izany koa I Day, Rasamy ary Parany, samy menavazana daholo ary samy avy ao Marovato.
[2.472] | 
| Analogues | 9 bekotromaroholatra | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |