|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miadana
Fototeny  2adana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha moramora, manao moramora izay atao; tsy mahavita lalan-davitra na asa betsaka na mahalaza teny betsaka amin' ny fotoana fohy: Miadana ny fandehan' ny sokatra ~ Miadam-piteny Rakoto
Tsy manam-pahasahiranana, manana ny ilaina rehetra, sambatra: Miadana ny fianakavian-dRabe fa manam-be hovangoana izy ka tsy manahy na inona na inona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be at peace [1.2, 1.7]
6 To advance slowly, not to be in a hurry; to be in comfortable circumstances, having no anxiety or care; not to be hasty in forming judgements. [1.2]
7 to go slow; to have plenty [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 Etre en paix, jouir de l'abondance, être prospère, aller posément, agir avec lenteur [1.3]
9 aller lentement; jouir de la paix; être dans l'aisance [1.8]
Ohatra  10 Indreny lahinjiro roa no manatona miadana dia miadana ny familiana amikiranay sy Patrice. [2.471]
11 Nikendry miaramila sy miadana tsara izy. [2.472]
12 Tsara ny fitafiany, toa miadana ihany ny reniny. [2.499]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Mpanahaka  17 afadraorao, 18 afakopakopaka, 19 elatananamivotsavotsa, 20 finaritra, 21 henika, 22 makamora, 23 malaimihetsika, 24 mamindramalako, 25 mampandadyfoza, 26 mananjara, 27 mananaambyampy, 28 manananyampy, 29 manisadia, 30 manisavitsika, 31 metroka, 32 miainaankalalahana, 33 mianoka, 34 mianoka, 35 mibanaika, 36 mibonaika, 37 mibonenika, 38 midanesaka, 39 midanoka, 40 midanoka, 41 midaresaka, 42 midarona, 43 midehadeha, 44 midraiko, 45 midreho, 46 migalabina, 47 mihamoka, 48 mihoninkonina, 49 mijeho, 50 mikidanodanoka, 51 mikirindreva, 52 mikisaka, 53 mikisina, 54 mikonesa, 55 miladina, 56 milaikalaika, 57 milaiko, 58 milaikolaiko, 59 milakolako, 60 milalo, 61 milalotra, 62 milamina, 63 milamina, 64 milanona, 65 milasilasy, 66 miledaleda, 67 mimasimasy, 68 miraondraona, 69 mirerarera, 70 miresaresa, 71 miretareta, 72 mirezareza, 73 mirisarisa, 74 misamosy, 75 mitanesaka, 76 mitaredretra, 77 mitaredretra, 78 mitavozavoza, 79 mitoredretra, 80 mitsikozakoza, 81 mitsikozakoza, 82 mitsilaikolaiko, 83 mitsimedameda, 84 mitsiredareda, 85 mitsirendrena, 86 mitsiretareta, 87 mitsitaika, 88 mitsivozavoza, 89 sambatra, 90 somararetra, 91 tretrika, 92 tsymaika, 93 tsymakasarotra, 94 tsymandrayravinavaratra, 95 tsymandrayravindeno, 96 tsymiondantanana, 97 tsymiraika, 98 tsyrototra, 99 tsyrototra, 100 tsysahirana, 101 votsadia, 102 votsavava, 103 votsa
Kamban-teny rehetra  104Fikambanana 12 amin' io teny io
Ohabolana  105 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)106 miana
Fototeny  107adana
Sokajin-teny  108 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miadana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  109 Madiana, 110 manadia, 111 miadàna, miadana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02