| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 tsy mandray ravin' avaratra | 
| Singan-teny | 2tsy, 3mandray, 4ravina, 5avaratra | 
| Sokajin-teny | 6 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
7 enti-milaza ny olona mpanankarena tsy mety hitakosina amin' ny raharaha ambanimbany [1.1] | 
| Tovy hevitra | 8tsy mandray ravin-deno | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 | 
 |