| Entrée | 1 miadia | 
| Radical | 2 ady | 
| Partie du discours | 3 impératif du verbe actif miady [Liste complète] | 
| Explications en français | 4   [1.3#3] | 
| Exemples | 5   Anjaran' ny vehivavy : miadia tany, alaovy amin' ny harona, entonareo ao.
[2.606#] 6 Dia ny teny indray Radama ka nanao hoe " Izany hiany no teniko, miadia fa samy lehilahy," Dia lasa Rainivoninahitriniony, ka nirehitra mafy dia mafy ny fahatezerany. [2.59#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |