| Entrée | 1 miafitra | 
| Radical | 2 afitra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mijanona tsy mandeha intsony: Niafitra halina ny famantaranandroko Miato miala ianona, mianina: Tohizo hatrany ny dianareo fa aza miafitra eny an-dalana Mipetrapetraka, mialokaloka: Efa tapa-bolana izay no niaferan' io mahantra io teto aminay [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to stay, to halt, to be arrested in one's progress. [1.2] | 
| Explications en français | 6   S'arrêter, être arrêté, faire halte, s'abriter: Niafitra ny famantaranandro (La montre s'est arrêtée) ~ Niafitra teny an-dalana ireo ankizy ireo (Ces enfants se sont arrêtés en chemin) ~ Aza miafitra toy izany hianao raha miteny (Ne vous arrêtez pas ainsi quand vous parlez) ~ Miafitra eto hatramy ny iray volana io mahantra io (Ce pauvre s'abrite ici depuis un mois) [1.3] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 11 farimaty, 12 miafitra, 13 mirifata | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |