| Entrée | 1 miaiky |
| Radical | 2 aiky |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan' Andriamanitra aho rehefa mandinika ny habakabaka sy ny biby faran' izay madinika indrindra Mitsotra, mibaboka: Niaiky ny hadisoany ihany izy tamin' ny farany [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to confess, as sins or faults, to acknowledge. [1.2] 6 to give in, to confess [1.7] |
| Explications en français |
7 Comme mieky [1.3#10] 8 se rendre, avouer, confesser [1.8] |
| Exemples |
9 vaky lainga, izany hoe ataon'ny fiainana eto an-tany miaiky fa resiny.
[2.313#]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 14 2 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|