| Entrée | 1 mialina andro | 
| Mots élémentaires | 2 mialina, 3 andro | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   enti-milaza zavatra tehirizina na raharaha atao izay tsy vita androtry ny nanombohana azy fa mahatratra ny andro manaraka [1.1] | 
| Exemples | 6   Tsy maintsy mandeha na tsara andro, ria ratsy andro, tsy mialinaandro koa mantsy ny taratasim-Bazaha, indrindra fa taratasi-miaramila.
[2.643#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |