| Entrée | 1 miampirina |
| Radical | 2 ampirina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mifitsaka, manao izay tsy hitanana toerana betsaka, miampify: Miampirina ao anjoron-trano ao izy fa matahotra an-drainy, hono [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to act like a fish, to be like a fish in going to the side of a room. [1.2] |
| Exemples |
6 Rehefa vita sakafo, dia miampirina maka toerana an-trano daholo indray.
[2.245#]
7 Ny antonona sy mety dia ny mahay mitsara tena sy miampirina amin' ny toerany eo anoloan' ny hafa. [2.296#] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 12 miampify |
| Anagrammes | 13 ampirimina, 14 miampirina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|