| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 miandry nifin' akoho tsy haniry | 
| Singan-teny | 2miandry, 3nify, 4akoho, 5tsy, 6maniry | 
| Sokajin-teny | 7 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
8 miandry zavatra tsy ho tonga na oviana na oviana [1.1] | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |