| Entrée | 1 miangatra | 
| Radical | 2 angatra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Tsy manao araka ny rariny amin' ny fizarana tombon-tsoa na amin' ny fitsarana: Mahagaga fa misy ray aman-dreny miangatra amin' ny zanany sasany, ka manome azy ireo betsaka noho ny hafa, amin' ny fizaram-pananana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to show partiality, to be partial, to act or use unfairly, to praise falsely. [1.2] 6 to deal unfairly, to discriminate [1.7] | 
| Explications en français | 7   faire des partialités, des préférences [1.3#45, 1.8] | 
| Exemples | 8   Ny tantara tsy miangatra:
[2.48] 9 miangatra raha milaza fa Ingahy Ramiandrisoa, olona mpanankarena, no irery nanararao-paty toy izany. [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 14 mizàna miangatra | 
| Analogues | 15 mifidy tavan' olona, manao mizana tsindriana ila, manao mpitsara be kibo, manao zanaka anaty fo maharary, manisy hodi-tsirany sy hodi-peny, manao loa-bary mitahy vady, manisy tombo sy hala, manao atody mafana ila | 
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 17 miangatra, 18 tarimanga | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |